# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Ireto dia tenin'i Yaveh momban'i Egypta # Fa handraraka ny fahatezerako amin'i Sina Aho "Fa hiasa amin-kahatezerana manohitra an'i Sina Aho" na "Satria tena tezitra Aho, dia hanasazy mafy an'i Sina" # Sina Ity dia tanàna manan-danja tany Egypta avaratra # hanapaka ny maro any No "hamono ireo vahoaka maro an'isa any No" # No Jereo ny fomba nandikanao ny anaran'ity tanàna ity tao amin'ny 30:13. # Dia handoro an'i Egypta Aho "handrehitra an'i Egypta amin'ny afo Aho" # ho ory mafy "hanaintaina mafy" na "hahatsapa fanaintainana mafy" # ho rava i No "ho simba i No." Fandikana hafa: "ho resin'ireo fahavalo i No." # Memfisy Jereo ny fomba nandikanao ny anaran'ity tanàna ity tao amin'ny 30:13. # hiatrika fahavalo isan'andro i Memfisy Fandikana hafa: "hatahotra isan'andro ny vahoakan'i Memfisy"