# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Ireto dia tenin'i Yaveh momban'i Egypta. # Hamadika ny renirano ho tany maina Aho "hanamaina ireo reniranon'i Egypta Aho" # hivarotra ny tany eo an-tanan'ny olona ratsy fanahy Yaveh dia hanome an'ireo Babyloniana hifehy an'i Egypta tahaka ny olona iray izay mivarotra zavatra manome ilay mpividy izany ny fifehezana izany zavatra izany. Fandikana hafa: "homeko ny olona ratsy fanahy ny famehezana ny tany." # Amin'ny alalan'ny tanan'ny fahavalo no hanaovako ny tany sy ny fahafenoany ho rava "hahatonga ny olona avy amin'ny firenena hafa hamotika ilay tany sy ny zavatra rehetra ao amin'izany Aho" # ny fahafenoany "ny zavatra rehetra ao amin'ilay tany"