# Izao no lazain'i Yaveh Ity fehezanteny ity dia mampiditra an'izay ho lazain'ny Tompo. # Noho izany ireo "amin'izany fomba izany, ireo vahoaka" na "amin'izany fomba izany, ireo firenena" # izay manohana an'i Egypta "izay manampy an'i Egypta" # ho lavo "ho faty" na "ho rava" # ny avonavon'ny heriny dia hietry "ny herin'i Egypta, izay mahatonga ny reharehany, dia ho lasa" na "ny hery izay mampirehareha an'i Egypta dia ho tonga faharavana" # Hatrany Migdola ka hatrany Syena Ezekiela manonona anaran-tanàna any amin'ireo sisin'i Egypta mba hanehoana an'i Egypta iray manontolo. Fandikana hafa: "any Egypta iray manontolo" na "avy any amin'ny sisiny avaratr'i Egypta hatrany amin'ny sisiny atsimon'i Egypta." # hahalavo ireo miaramilany amin'ny sabatra "ireo miaramilan'i Egypta dia ho fatin'ny sabatra." Fandikana hafa: "ny tafika mpanafika dia hamono an'ireo miaramilan'i Egypta any an'ady" # Haharikoriko eo afovoan'ny tany nafoy izy ireo "ireo miaramilan'ireo mpiray-hina amin'i Egypta dia haharikoriko rehefa tavela voadidin'ny tany nafoy izy ireo" # eo afovoan'ny "eo amin'ny" na "voadidin'ny" # ireo tanànany dia ho eo amin'ireo tanàna rava rehetra "ireo tanànan'izy ireo dia ho voadidina tanàna rava eo amin'ireo firenena eo akaiky eo"