# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Yaveh manohy manome an'i Ezekiela ny hafany amin'i Tyro. # Rikoriko taminao "tafintohina sy natahotra tamin'izay nitranga taminao" # Misioka anao "misioka amin'ny alahelo ho anao." Ny misioka dia fomba hanehoana alahelo. # lasa horohoro ianao "lasa mampatahotra ny olona ny mireritreritra momba anao"