# Hisotro ny kapoakan'ny rahavavinao ianao Ny fisotroana amin'ny kapoaka mitovy dia fomba hafa hilazana fa hiaina zavatra mitovy izy ireo. DH: "hiaina sazy mitovy amin'ny rahavavinao ianao" # izay lalina sy lehibe Ity dia maneho ny habetsaky ny sazy azon'izy ireo. DH: "izay mafy" # fihomehezana sy foto-pihomehezana Ireo dia samy maneho olona iray izay hiomehezana sy voakiana nohon'ny fitondratena adaladalan'izy ireo. # feno hipoka izany kapoaka izany Ity fehezanteny ity dia tsy milaza izay ao anatin'ilay kapoaka satria efa azo izany amin'ny famakiana ny 23:30. DH: "izany kapoaka izany dia feno sazy"