# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Yaveh manomboka milaza amin'i Ezekiela ilay tantara momban'ny vadiny Oholiba mampirafy, ilay rahavavin'i Ohola. # Oholiba Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 23:1. # niakanjo manaitra, izay lehilahy mitaingin-tsoavaly Ireo fehezanteny ireo dia samy mamaritra an'ireo lehilahy izay manan-karena. DH: "izay nanan-karena" # Nitovizan'izy mirahavavy izany DH: "Ireo mpirahavavy dia samy lasa maloto tamin'ny alalan'ny fijangajangana"