# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Yaveh miresaka momban'ilay mpanapak'Israely ao Jerosalema. # Indro! DH: "jereo" na "henoy" na "mifantoha amin'izay ho lazaiko anao." # tonga teo aminao ... teo afovoanao Ny hoe "ianao" eto dia maneho an'i Jerosalema. # mihinana eny an-tendrombohitra izy ireo Eto ny hoe "tendrombohitra" dia maneho an'ireo alitara ireo sampy izay eny amin'ireo tendrombohitra. Mihinana hena izay natao sorona tamin'ireo sampy izy ireo mba hahazoana ny fitahian'ireo andriamanitra diso. # Manatanteraka faharatsiana eo afovoanao izy ireo Ity dia midika fa manao zavatra ratsy ao anatin'ny tanĂ nan'i Jerosalema izy ireo.