# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Yaveh manohy manome an'i Ezekiela ny hafany amin'ny vahoakan'i Amona. # fitoerany Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 21:1. # Ao amin'ny toerana nahariana anao "ao amin'ny toerana nahariako anao"