# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Yaveh manohy mamaritra ny firenen'Israely toy liona vavy ary ireo mpanjakan'ny fanjakan'i Joda toy ny zanany. # hanohitra azy Ny teny hoe "azy" dia maneho an'ilay liona tanora faharoa, izay misolotena an'i Joiakima. # avy amin'ireo faritany manodidina DH: "avy amin'ireo faritany manodidina ny tanin'Israely." # faritany firenena izay nanjakan'i Babylona