# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Yaveh manohy manome an'i Ezekiela ny hafany amin'Israely. # Ity tanĂ na ity dia tsy ho vilany fandrahonareo, na ho hena ao anatin'izany ianareo jereo ny fanamarihana ao amin'ny 11:2. # ao amin'ireo faritaniny Ity fomba fiteny ity dia mampiasa ny faritany mba hanehoana an'Israely. # faritany ny morony amin'ny firenena iray na faritra # fantatrareo fa Izaho no Yaveh Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 6:6