# indro! Ny teny hoe "indro" eto dia mampiseho fa gaga tamin'izay hitany i Ezekiela. # kodia jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 1:15. # kerobima Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 10:1. # tahaka ny vato berila Ny "beryla" dia vato tena mafy sy sarobidy. Mety maitso na manga ity beryla ity. Ny emeralda dia karazany maitso amin'ny beryla ary ny aquamarine no karazany manga amin'ny vato beryla. # ny kodia mihaona amin'ny kodia hafa Ny teny hoe "mihaona" dia midika hoe "mikasika" # na taiza na taiza niatrehan'ny loha "na taiza na taiza niatrehan'ilay kerobima" na "na taiza na taiza nalehan'ilay kerobima" # ny loha Ity dia maneho ny lohan'ilay kerobima.