# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Ezekiela manohy milaza momba an'ilay fahitana nomen'Andriamanitra azy. Nanomboka tao amin'ny 8:1 izany. # nitomany teo an-tsofiko izy "henoko niantso mafy Izy" # mpiambina olona izay miaro zavatra iray. # fitaovam-piadiana fandravana fitaovam-piadiana famotehana olona na zavatra # fitaovam-piadiana famonoana fitaovam-piadiana famonoana olona maro # indro! Ny teny hoe "indro" eto dia manampy fanamafisana an'izay manaraka eo. Afaka adika hoe "tokoa!" ihany koa izany. # rongony fotsy akanjo mafy, malefaka vita amin'ny zava-maniry iray. Izany dia anaovan'ny olona maro any amin'ireo toerana mafana. Fandikana hafa: "akanjo malefaka" # fitaovan'ny mpanora-dalàna fitaovana izay ampiasain'ny mpanora-dalàna mba hanoratana # varahina vy miloko volamena somary antitra.