# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Ireto no tenin'i Yaveh amin'i Ezekiela momba an'Israely. # Manaova rojo Ny rojo dia nampiasaina mba hihazonana andevo na gadra. Andriamanitra dia milaza izany mba hampisehoana ny olona fa ho lasa andevo na gadra izy ireo. # ny tany dia feno ny fitsaran'ny rà ireo mety ho heviny dia 1) "na aiza na aiza eo amin'ny firenena dia mitsara ny olona Andriamanitra satria namono ny hafa an-keriny izy ireo" na 2) "ny fitsaràna na aiza na aiza eo amin'ny firenena dia mamono olona." Ny teny hoe "rà" eto dia maneho ny famonoana olona sy fahafatesana. # ny tanàna dia feno herisetra "ny herisetra dia eny rehetra eny ao amin'ilay tanàna" na "olona maro amin'ilay tanàna dia manao zavatra mahery setra amin'ny hafa" # ho fananan'izy ireo ny tranony "ny ratsy fanahy dia haka an'ireo tranon'Israely" # hamarana ny avonavon'ny mahery Aho Hampijanona ny fireharehan'ireo vahoaka maherin'Israely amin'ny tenan'izy ireo Aho # ho voaloto ireo toera-masin'izy ireo "ireo fahavalo dia handoto an'ireo toerana izay hanompoanareo" # ireo toera-masin'izy ireo ireo toerana izay nanompoan'izy ireo sampy. # Ho avy ny tahotra "hatahotra ny olona" # Hitady fiadanana izy ireo "hanantena fiadanana izy ireo" na "hiezaka hanao fihavanana amin'ireo fahavalony izy ireo"