# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Ireto no tenin'i Yaveh momba an'Israely. # Nitsoka ny trompetra izy ireo "nitsoka ny trompetra izy ireo mba hiantsoana ny vahoaka hiady amin'ny fahavalo" # Ny sabatra dia amin'ny any ivelany Ny sabatra dia maneho ny ady. Fandikana hafa: "misy ady any ivelany" # ny areti-mandringana sy ny mosary dia ao anatin'ny trano be Ny trano be dia mety maneho an'ilay tanàna. # raha hanimba ireo ao amin'ny tanàna kosa ny mosary sy ny areti-mandringana Eto ny teny hoe "hanimba" dia midika hoe "mamotika tanteraka." Fandikana hafa: "ary ny ankamaroan'ny vahoaka ao amin'ilay tanàna dia ho fatin'ny hanoanana sy aretina." # Tahaka ireo voromailala eny amin'ireo lohasaha, dia hitolokoloko izy rehetra Ny voromailala dia j