# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Ireto no tenin'i Yaveh tamin'i vahoakan'Israely. # Tompo Yaveh Adikao toy ny tao amin'ny 2:4. # Loza! Loza tsy misy toy izany! Indro, ho avy izany Natao ireo mba hanamafisana an'ilay andalana. DH: "Indro, misy loza mahatsiravina ho avy, izay tsy mbola nisy niaina teo aloha." # Indro Ny teny hoe "indro" eto dia manampy fanamafisana an'izay manaraka. Fandikana hafa: "jereo" na "henoy" na "mifantoha amin'izay ho lazaiko anao." # Nifoha hanohitra anao ny fiafarana Ny fitsarana izay ho avy dia raisina toy ny hoe fahavalo izay nifoha tamin'ny torimaso. # ireo tendrombohitra dia tsy ho faly intsony "tsy hanana fifaliana intsony ireo olona eny amin'ny tendrombohitra."