# Fampifandraisana ny foto-kevitra Ezekiela manohy mamaritra ny fahitany. # tafio-drivotra Ity dia tafiotra mitondra rivotra mahery. # avy any avaratra Ny avaratra dia lalana mankany an-kavianao rehefa mijery ny masoandro rehefa miposaka ianao. # rahona lehibe misy afo mitselatselatra Afaka adika ho fehezanteny vaovao ity: "Ilay tafio-drivotra dia niaraka tamin'ny rahona lehibe sy afo mitselatselatra tao amin'izany" # sy hazavana manodidina izany sy tao anatin'izany "ary nisy tselatra tena manjelatra nanodidina sy tao anatin'izany" # miloko volontany "mavo mamirapiratra toy ny volontany" na "mavo mamirapiratra" # volontany mavo fampiasa toy ny ravaka mahafinaritra amin'ny firavaka. # teo afovoany "tao anatin'ilay tafio-drivotra" # endrika zava-manan'aina efatra "nisy zavatra izay niendrika zava-manan'aina efatra" # Izao no endrik'izy ireo "izao no endrik'ireo zava-manan'aina efatra" # niendrika olona ireo "niendrika olona ireo zava-manan'aina efatra" # samy nanana tarehy efatra avy izy ireo, ary ireo zava-manan'aina tsirairay dia samy nanana elatra efatra avy "fa ny tsirairay tamin'izy ireo dia nanana tarehy efatra samihafa sy elatra efatra." Ny zava-manan'aina tsirairay dia nanana tarehy teo anoloana, tarehy teo aoriana, ary tarehy isakin'ny sisin'ny lohany.