# Noho izany dia nataon'ireo vahoaka "Ary noho izany ny vahoaka" # indro Ny teny hoe "indro" eto dia misarika ny saina amin'ny zavatra izay manaraka. # Araka izay nandidian'i Yaveh, dia toy izany ny fomba nanaovan'izy ireo izany "Nataon'izy ireo tahaka izay nandidian'i Yaveh azy ireo"