# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manohy manamboatra ny fitafian'ny mpisorona ny vondron'ny mpiasan'i Bezalila. # randram-bolamena roa "rojo izay vita tamin'ny volamena ary narandrana tahaka ny tady." Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 28:13.