# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Manohy manorina ny tabernakely sy ny fitaovana ny vondron'ny mpiasan'i Bezalila. # Nataony...avy amin'ny fitoeran-jiro Ho an'ny 37:17-19 jereo ny nandikanao ny ankabetsahan'ireo teny ireo ao amin'ny 25:31 sy ao amin'ny 25:33. # Ny kapoakany, ny kiboriny, ary ny voninkazony dia natambatra ho iray miaraka aminy DH: "Natambany ho iray tamin'ny fitoeran-jiro ny kapoakany, ny kiboriny, ary ny voninkazony # Ary ny kapoaka telo dia natao toy ny felana amygdala DH: "ary nanao kapoaka 3 tahaka ny felana amygdala izy" # felana amygdala Ny felana amygdala dia voninkazo fotsy na mavokely misy raviny dimy izay maniry eo amin'ny hazona amygdala.