# hitan'ny vahoaka Eto ny fahatakaran-javatra dia resahina toy ny hoe hita izany. DH: "fantatry ny vahoaka" # Avia, manaova sampy ho anay Ny teny hoe "avia" dia manamafy ny herin'ny didy manaraka izany. Nangataka an'i Arona mba hanao sampy ho azy ireo ny vahoaka. # hialoha lalana antsika "tariho izahay" na "aoka mba ho mpitarika anay" # ento ety amiko izany Ny teny hoe "izany" dia manondro ireo kavina volamena.