# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manohy miteny amin'i Mosesy ny amin'izay tsy maintsy ataon'ny olona i Yaveh. # zava-manitra zava-maniry maina izany totoin'ny olona ho vovony ary atao anatin'ny menaka na sakafo mba hahamanitra na hampatsiro tsara izany. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 25:3. # dimanjato sekely...250 sekely "500 sekely...250 sekely". Ny sekely iray dia 11 grama eo ho eo. Mety mampiasa ny marika fantatry ny olona sy isa boribory ireo mpandika teny: "5.7 kilao...11.4 kilao" na "enina kilao...telo kilao" # kanelina...fary...kasia Ireo dia zava-manitra. # lanjan'ny sekelin'ny fitoerana masina Nisy sekely izay misy lanjany mihoatra ny iray amin'ny fotoana iray tokoa. Io voatokana io izay tokony ampiasaina. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 30:11. # iray hina Mety mampiasa ny marika izay fantatry ny olona sy isa boribory ireo mpandika teny: "3.7 litatra" na "efa-litatra" # amin'ireo fangaro ireo "amin'ireo zavatra ireo" # asan'ny mpangaroharo zava-manitra Ireo mety ho heviny dia 1) Tokony manana mpangaroharo mba hanao ny asa i Mosesy na 2) Tokony hanao ny asa mihitsy i Mosesy tahaka ny hanaovan'ny mpangaroharo zava-manitra izany. # mpangaroharo zava-manitra olona izay za-draharaha amin'ny fangaroharoana zava-manitra sy menaka