# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manohy miresaka amin'i Mosesy i Yaveh. # ireo tandroka Ireo dia fampikambanana izay miendrika tandrok'omby nafatotra tamin'ireo zoron'ny alitara efatra. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 27:1. # ambin'ny rà "ny sisa amin'ny rà" # mandrakotra ny ao anatiny "mandrakotra ireo taova" # aty...voa Ireo dia taova anatin'ny vatana. # Fa ny nofon'ny vantotr'ombilahy kosa, ny hodiny sy ny tain-drorohany "Fa ny ambiny amin'ny tetiky ny vantotr'ombilahy"