# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manohy miresaka amin'i Mosesy i Yaveh. # akanjo Io dia akanjo misy sary tenona. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 28:4. # ny fehikibo vita amin'ny tenona-manify Io dia fehikibo lamba vita tamin'ny kofehy tery izay notenonina miaraka mba hanao kofehy mafy. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 28:6. # hamama Io dia saron-doha lava natao tamin'ny lamba mivalona manodidina ny loha imbetsaka. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 28:4. # satro-boninahitra masina Io satro-boninahitra io dia voasoritsoritra ao amin'ny 29:5 ho nasiana teny voasikotra hoe "natokana ho an'i Yaveh" (UDB) ary natao tamin'ny volamena tsy mifangaro.