# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manohy miteny amin'i Mosesy ny amin'izay tsy maintsy ataon'ny olona i Yaveh. # akanjo tenom-boaroy "akanjo misy sary tenona amin'izany" # hamama saron-doha lava natao tamin'ny lamba mivalona manodidina ny loha imbetsaka. # fehinkibo tapa-damba izay anaovan'ny olona manodidina ny valahin'izy ireo na misadika amin'ny tratran'izy ireo