# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manohy miteny amin'i Mosesy ny amin'izay tsy maintsy ataon'ny olona i Yaveh. # tadivavarana...farango Ny farango dia tafiditra ao anatin'ireo tadivavarana mba hihazonana ireo lamba miaraka. Jereo ny nandikanao ireo ao amin'ny 26:4.