# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manohy miresaka amin'i Mosesy ireo lalàny amin'ireo vahoakan'ny Israely i Yaveh. # Tandremonao "Tsy maintsy manome voninahitra" na "Tsy maintsy mankalaza" # andro firavoravoan'ny fampiakaram-bokatra Io firavoravoana io dia nankalaza ny famokarana farany ny vokatra rehetra mandritra ny taona. # tsy maintsy miseho eo anatrehan'ny Tompo Yaveh Eto ny hoe "miseho" dia midika hoe miangona mba hanompo. DH: "Tsy maintsy miangona mba hanompo Ahy ny lehilahy rehetra"