# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manohy miresaka amin'i Mosesy ireo lalàny amin'ireo vahoakan'ny Israely i Yaveh. # Tandremo "Ataovy" na "Ankatoavy" # ny ombinao sy ny borikinao "ireo biby ampiasainao" # ny vahiny mitsahatra sy maka aina DH: "izay vahiny dia afaka hitsahatra sy hahazo hery indray" # Aza manonona anaran'andriamanitra hafa Eto ny hoe "anarana" dia sarintenin'ny fivavahana amin'andriamani-kafa. DH: "Aza mivavaka amin'ireo andriamani-kafa"