# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manohy milaza amin'i Mosesy ireo lalàny ho an'ny vahoakan'Israely i Yaveh # vavolombelona tsy marina Io dia mitovy amin'ny hoe mandainga na vavolombelona tsy marina. # na aza mety hijoro vavolombelona "ary tsy maintsy miteny ihany koa ianao" # raha manaraka ny maro Io dia sarinteny izay manoritsoritra ny faneken'ny olona iray hiaraka amin'ny vondron'olona tahaka ny hoe nandeha niaraka tokoa ary nijoro niaraka tamin'izany vondrona. DH: "manao izay tian'ny vahoaka" na ''manaiky ny maro" # hamadika ny rariny manao fihetsika tsy ara-dalàna izay mahatonga ny fanapahana tsy rariny