# Tamin'ny volana fahatelo...tamin'io andro io ihany Io dia midika fa tonga tany an'efitra tamin'ny andro voalohan'ny volana tahaka ny nialany tany Egypta tamin'ny andro voalohan'ny volana izy ireo. Ny andro voalohan'ny volana fahatelo tamin'ny tetiandro Hebreo dia akaikin'ny tapaky ny May amin'ny tetiandro Tandrefana. DH: "Tamin'ny volana fahatelo...amin'ny andro voalohany amin'ny volana" # nialana "nandeha" # Refidima Io dia toerana any amin'ny sisin'ny efitra any Sinay izay nitobian'ny vahoakan'Israely. Jereo ny nandikanao io anarana io ao amin'ny 17:1.