# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Manohy mihira momba ny fomba hianjeran'ny olona sy ireo firenena hafa rehefa mahita ny Andriamanitry ny vahoaka i Mosesy. # Ny horohoro sy ny tahotra dia hianjera amin'izy ireo Ireo teny roa ireo dia midika fa hilatsaka amin'izy ireo ny tahotra. DH: "Ho tonga aminareo ny tahotra" # tahotra Ny tahotra dia horohoro be na fitaintainana momba ny zavatra izay hitranga na mety hitranga. # Noho ny herin'ny sandrinao Ny sandrin'Andriamanitra dia manondro ny haben'ny heriny. DH: "Noho ny haben'ny herinao" # hanjary hijanona tahaka ny vato Iroe mety ho heviny dia 1) "Hangina tahaka ny vato izy ireo" na 2) "Tsy hihetsika toy ny vato izy ireo"