# Hoy Yaveh tamin'i Mosesy: "Ahinjiro eo amin'ny ranomasina ny tananao...ary ireo mpitaingin-tsoavaliny ny rano" DH: "Notenin'i Yaveh mba haninjitra ny tanany amin'ny ranomasina i Mosesy mba hiverina amin'ireo Egyptiana; ny kalesin'izy ireo, ary ny mpitaingin-tsoavaliny ny rano." # hiverina "hianjera amin'ny" # Nandositra tao amin'ny ranomasina ireo Egyptiana Satria nikatona teo an-tampon'ireo Egyptiana ny ranomasina, raha tokony nandositra, dia nihazakazaka nankao an-dranomasina indray aza izy ireo. # nosintonin'i Yaveh ireo Egyptiana "natosik'i Yaveh ireo Egyptiana" na ''natsipin'i Yaveh ireo Egyptiana"