# nanendry fotoana "fotoana voatondro" na "fotoana voatendry" # maty ny biby fiompin'i Egypta rehetra Io dia hitatra mba hanindriana ny halozan'ny zava-nitranga. DH: "biby fiompin'i Egypta marobe no maty" # biby fiompin'i Egypta Eto ny hoe "Egypta'' dia manondro ny vahoakan'i Egypta. DH: "biby fiompy izay an'ny vahoakan'i Egypta" # Nanadihady i Farao Nanangom-baovao momba ny zava-nitranga i Farao. # indro Ny teny hoe "indro'' eto dia maneho fa gaga noho izay hitany i Farao. # mafy fo izy Eto ny hoe "fo" dia manondro an'i Farao. DH: "nandà ny hiova hevitra izy"