# nisento Nanao izany izy ireo noho ny alahelony sy ny fijaliany. DH: ''nisento lalina'' # niakatra tany amin'Andriamanitra ny fitarainan'izy ireo Ny ranomason'ireo Israelita dia resahana toy ny hoe olona ka afaka mandeha miakatra mankany amin'Andriamanitra ireo. DH: ''Nandre ny fitarainan'izy ireo Andriamanitra'' # nahatsiaro ny fanekeny Andriamanitra Izany dia fomba entina hilazana fa nihevitra momba izay nampanantenainy Andriamanitra. DH: ''Nahatsiaro ny fanekeny Andriamanitra''