# fahatelo ambin'ny folon'ny volana Adara Hadikao mitovy amin'izay nanaovanao azy tao amin'ny 3:12 izany. # Tamin'ny andro fahaefatra ambin'ny folo kosa dia nitsahatra "Tamin'ny andro fahaefatra ambin'ny folo no nitsahatra ireo Jiosy tao amin'ny faritany" # ireo Jiosy izay tany Sosana dia niara-niangona Ny antony niangonanan'izy ireo dia azo hazavaina. DH: "ireo Jiosy izay tao Sosana dia nivondrona mba hiady amin'ireo fahavalon'izy ireo"