# voaantso "nampanantsona" # tamin'ny volana fahatelo, izay volan'ny Sivàna, tamin'ny andro fahatelo amby roa-polon'ny volana andro fahatelon' ny volana -"Sivàna" no anaran'ny volana fahatelo ao amin'ny tetiandro Hebreo. Ny andro fahatelo amby roapolo dia manakaiky ny antenatenan'ny volana Jiona amin'ny tetiandro tandrefana. # Faritany Hadikao toy ny nataonao tao amin'ny 1:1 izany. # nosoratana araka ny fiteniny avy "Nosoratana tamin'ny tenin'izy ireo". Maneran-tany dia misy fomba fanoratana maro samihafa. # Ny didy voasoratra DH: "Nanoratra didy izy ireo"