# nihorohoro "natahotra mafy" # Nitsangana tamin-katezerana DH: "tena tezitra mafy ilay mpanjaka ka nitsangana" # mba hitalaho ny amin'ny ainy tamin'i Estera Mpanjaka "hitalaho amin'i Estera mpanjaka mba hanavotra ny ainy" # Tsinjony fa efa nisy loza tapaka Eto ny mahatsinjo dia midika fahafantarana zavatra iray. DH: "Fantany fa misy loza efa tapaka" # nisy loza tapaky ny mpanjaka ho azy DH: "nanapa-kevitra ny hiteraka loza ho azy ny mpanjaka" na "nanapa-kevitra ny hamotika azy ny mpanjaka"