# Inona no tadiavinao DH: "Inona ny angatahinao" na "inona no ilainao" # Fa homena anao izany DH: "Omeko anao izay angatahinao" na "ho ataoko aminaoizay aangatahinao" # Inona no fangatahanao DH: "inona no ilainao" # mihoatra ny antsasaky ny fanjakako aza, dia homena izany DH : "raha mangataka mihoatra ny antsasaky ny fanjakako ianao, dia homeko anao izany"