# fanafahana sy famonjena hiseho amin'ireo Jiosy any amin'ny toerana hafa Eto ny "fanafahana" sy "famonjena" dia resahina toy ny hoe zava-manan'aina izay afaka mitsangana. DH: "misy olona hafa hitsangana any amin'ny toerana hafa ary hanavotra ireo Jiosy" # Iza no mahalala raha ho amin'ny fotoana tahaka izao no nahatongavanao ho amin'ny toerana maha-mpanjaka? Ny tanjona amin'ity fanontaniana ity dia ny ampisaina lalina an'i Estera mahakasika ny anjara toerany amin'ny zava-mitranga.