# izay volan'i Nisana "Nisana" no anaran'ny volana voalohany ho an'ny tetiandro Hebreo. Izany dia mandritry ny faran'ny volana Martsa ka hatramin'ny fiandohan'ny volana Aprily amin'ny tetiandro tandrefana. # tamin'ny faharoa ambin'ny folo taona nanjakan'i Ahasoerosy "tamin'ny faharoa ambin'ny folo taona naha mpanjaka an'i Ahasoerosy" na "rehefa nanjaka faharoa ambin'ny folo taona i Ahasoerosy mpanjaka" # ny Pora—izany no loka—natsipy "natsipin'izy ireo ny Pora—izany no loka—" # volan'ny Adara "Adara" no anaran'ny volana faharoa ambin'ny folo ary volana farany amin'ny tetiandro Hebreo. Izany dia mandritry ny faran'ny volana Febroary sy fiandohan'ny volana Martsa amin'ny tetiandro tandrefana.