# Taorian'ireo zavatra ireo Izany dia mampiditra tranga vaovao ao anatin'ny tantara. # Hamana zanak'i Hamedota ao Agagita Izany no anarana sy fanoritsoritana an'i Hamana, iray amin'ireo tsindranonlahin'ny mpanjaka. # napetrany ambonin'ireo manam-pahefana rehetra izay niaraka taminy ny toeram-pahefany Eto ny "toeram-pahefana" dia mampiseho ny toerana misy azy tao amin'ny governemanta. DH: "nampiakatra azy ambonin'ireo manam-pahefana hafa" na "nanome azy fahefana mihoatra noho ireo manam-pahefana hafa" # tsy nandohalika na niankohoka Ireo fihetsika ireo dia fanehoana fankatoavana ny fahefan'i Hamana. # niankohoka tamin'i Hamana "Nanetry ny tenan'izy ireo ary nitsilany tamin'ny tany teo anatrehan'i Hamana"