# Rehefa fantatr'i Mordekay izany ny zava-misy DH: "Rehefa fantatr'i Mordekay ny fikasan'izy ireo" # Voahadihady sady voamarina ny tatitra, ka nahantona tamin'ny hazo izy mirahalahy DH: "nanadihady sy nanamarina ilay tatitra ny mpanjaka, ary nanome baiko ireo mpanompony hanantona azy roa lahy" # ny hazo fanantonana Izany dia fitaovana nampiasaina hamonoana olona amin'ny famatorana ny ilany ilay tady amin'ny ilay hazo ary ny ilany amin'ny tendan'izy ireo ary ampiantonona amin'izany. DH: "hazo fanantonana olona" # Nosoratana ... izany tantara DH: "Noraketin'izy ireo izany tantara izany"