# Fampifandraisana ny foto-kevitra Ity dia manohy manome fanazavana mahakasika an'i Mordekay ary manazava ny fifandraisany tamin'i Estera. # Hadasa Izany no anarana Hebreo an'i Estera. # zanaka vavin'ny dadatoany "zanakin'ny mpirai-tampo aminy" # tsy nanana na ray na reny izy "efa nodimandry ny ray sy reniny" # noraisin'i Mordekay toy ny zanany vavy izy "nokarakarainy toy ny zanany vavy izy"