# Fampifandraisana ny foto-kevitra Paoly mampatsiahy ireo mpino ny amin'ireo fanomezam-pahasoavana izay nomen'i Kristy ho ampiasain'ireo mpino ao am-piangonana, izay vatana iray manontolon'ireo mpino. # Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Ny teny lazaina eto dia avy amin'ny hira izay nosoratan'i Davida Mpanjaka. # Isika tsirairay avy dia nomena fahasoavana DH: ''Nomen'Andriamanitra fahasoavana isika tsirairay avy'' na ''Nomen'Andriamanitra fanomezam-pahasoavana ny mpino tsirairay'' # Rehefa niakatra tany amin'ny avo Izy ''Rehefa niakatra tany an-danitra Kristy''