# Fampifandraisana ny foto-kevitra Paoly mamarana ny vavaka ataony amin'ny tso-drano. # Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Ireo teny hoe ''isika'' sy ''antsika'' amin'ity boky ity dia mbola mampiditra an'i Paoly sy ireo mpino rehetra. # Ary ho Azy izay ''Ary ho an'Andriamanitra, izay'' # mahavita manao mihoatra, Andriamanitra dia afaka manao mihoatra noho izay nangatahintsika na noeriteretintsika.