# Fampifandraisana ny foto-kevitra Mba hampazava ny marina miafina momban'ny fiangonana amin'ireo mpino, dia miverina maneho ny maha-iray an'ireo Jiosy sy Jentilisa ary ny tempoly izay hikambanan'ireo mpino ankehitriny Paoly. # Noho izany ''Nohon'ny fahasoavan'Andriamanitra aminareo'' # gadran'i Kristy Jesosy ''ilay iray izay nalefan'i Kristy Jesosy any am-pigadrana'' # ny fitantanana ny fahasoavan'Andriamanitra izay nomena ahy ho anareo ''ny andraikitra izay nomen'Andriamanitra ahy mba hitondrana fahasoavana aminareo''