# Fampifandraisana ny foto-kevitra Paoly mampatsiahy ireo mpino ireo fa nampiraisin'Andriamanitra ho amin'ny vatana iray ireo Jentilisa sy Jiosy ankehitriny tamin'ny alalan'i Kristy sy ny hazofijaliany. # Jentilisa tao amin'ny nofo Ity dia maneho ny olona izay tsy teraka Jiosy. # tsy voafora Ireo olona tsy Jiosy dia tsy voafora toy ny zazakely ary noho izany dia noheverin'ireo Jiosy ho tsy manaraka ny lalàn'Andriamanitra izy ireo. DH: ''jentilisa tsy voafora'' # voafora Ity dia teny hafa ho an'ny olona Jiosy satria ny zazalahy rehetra dia noforaina tamin'izy ireo 8 taona. DH: ''olona voafora'' # tafasaraka tamin'i Kristy ''tsy mpino'' # eo amin'ireo izay antsoina hoe ''voafora'' ao amin'ny nofo nataon'ny tanan'olombelona Ireo dika azo atao: 1) ''Ireo Jiosy, izay voaforan'ny olombelona'' na 2) ''Ireo Jiosy, izay mamora ny ara-nofo'' # izay antsoina hoe DH: ''izay antsoin'ny olona'' # vahiny tamin'ny faneken'ny fampanantenana ianareo Paoly miresaka ireo mpino Jentilisa toy ny hoe vahiny izy ireo, nijaona avy tany amin'ny tanin'ny fanekena sy fampanantenan' Andriamanitra.