# Mifalia, ry zatovo, amin'ny fahatanoranao, ary aoka ny fonao ho faly amin'ny andron'ny fahatanoranao. Ireo andian-teny roa ireo dia midika zavtra mitovy amin'ny ankapobeny ary natambatra ho fanamafisana. # aoka ny fonao ho faly Eto ny teny "fo" dia maneho fihetseham-po. D.H: "mifalia" # Manaraha ny faniriana tsaran'ny fonao Eto ny teny "fo" dia maneho siana na fihetseham-po. D.H: "Manaraha ireo zavatra tsara izay irianao" na "Manaraha ireo zavatra izay efa nanapahanao hevitra arahina" # rehetra eo amin'ny hitan'ny masonao D.H: "izay rehetra hitanao izay irianao" na "izay rehetra itanao dia ho tsara indrindra" # fa Andriamanitra hitondra anao eo amin'ny fitsarana ny amin'ireo zavatra rehetra ireo D.H: "Hanao fanisana amin'ny asanao rehetra Andriamanitra" # Alaviro amin'ny fonao ny hatezerana D.H: "Mandà ny ho tezitra"