# Fa nohon'ny hakamoana no mampilatsaka ny tafo Ny olona kamo dia tsy mitahiry eo amin'ireo karazana fikojakojana tokan-trano. # nohon'ny fahalainan'ny tanana no mampitete ny trano D.H: "noho ny fahalain'ny olona" # Manomana sakafo ho amin'ny fihomehezana ny olona D.H: "manomana sakafo ny olona mba hiomehezana." # divay mitondra fankafizana fiainana, D.H: "divay manampy ny olona hankafia ny fiainana" # ny vola mameno ny filan-javatra rehetra. Mety midika 1) "vola manome ho an'izay rehetra ilaina" na 2) "vola manome ny sakafo sy divay mitambatra."