# nanefy ny foko aho Manefy ny sain'olona ary fanakarana amin'ny fanakarana zavatra. D.H: "nanapa-kevitra aho" na "namboariko ny foko" # ny asa izay atao eto ambonin'ny tany, D.H: "ny asa izay ataon'ny olona et ambonin'ny tany" # tsy amin-torimaso amin'ny alina D.H: "tsy misy fatoriana" # ny asa izay vita teto ambanin'ny masoandro Mety midika 1) "ny asa izay ataon'Andriamanitra eo ambany masoandro" na 2) "ny asa izay avelan'Andriamnitra ataon'ny olona eo ambany masoandro"