# Rehefa tsara ny andro... ratsy ny andro "raha zavatra tsara no mitranga... raha zavatra ratsy no mitranga" # miainĂ  amim-pifaliana amin'izany hatsarana izany "mifalia amin'ireo zavatra tsara" # hiaraka "fotoana mitovy" # ny zavatra rehetra izay mitranga aoriany. Mety midika hoe 1) "ny zava-drehetra izay miseho amin'ny hoavy" na 2) "ny zava-drehetra izay miseho amin'izao tontolo izao aorian'ny fahafatesana" na 3) "ny zava-dehetra izay miseho aminy aorian'ny hahafatesany."